Teny iditra (1/2) | 1 mamaka |
Fototeny | 2 faka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Maka faka: Efa mamaka ity zanakazo ity ka aoka tsy hafindra intsony |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to root, to send forth roots; to go to the bottom of a thing in making inquiries or in learning. 6 [1.7] to take root |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] prendre racine 8 [1.196] (toute l'île) (de faka : racine d'une plante). Verbe : prendre racine, s'enraciner pour une bouture ou un jeune plant. |
Ohatra |
9 Nefa dia avy amin' ny fiainan' izy ireny sy ny tolona ataony no miampita ny Vaovao Mahafaly izay mamaka any amin' ny fo sy fanahy. [1.369#] |
Voambolana |
10 Haizavamaniry |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 15 mamakà |
Fototeny | 16 faka |
Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamaka [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3] |
Fivaditsoratra | 20 amakam, makama, mamakà, mamaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |