Teny iditra (1/2) | 1 mamakafaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manontany mba hamotopototra; mandinika; manadihady |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to examine closely |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] examiner de près, faire une enquête |
Ohatra |
6 [1.279#] O ry foko koa injao fa mamakafaka ny alina! 7 [1.317#] Dombo satria tsy afaka mivelatra na mamakafaka zavatra. |
Fototeny | 8 fakafaka |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 mamakafakà |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamakafaka [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Fototeny | 17 fakafaka |
Fivaditsoratra | 18 amakafakam, mamakafakà, mamakafaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |