Teny iditra mamakafaka (fakafaka (faka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manontany mba hamotopototra; mandinika; manadihady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To examine closely [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Examiner de près, faire une enquête [1.8]
Ohatra 
1O ry foko koa injao fa mamakafaka ny alina! [1.279]
2Dombo satria tsy afaka mivelatra na mamakafaka zavatra. [1.317]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamakafaka
Ny lasa : namakafaka
Ny hoavy : hamakafaka
Filaza mandidy : mamakafakà

Teny iditra mamakafakà (fakafaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamakafaka [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20