Teny iditra mamakitratra
Singan-teny mamaky ; tratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Halavan-drefy mitovy amin' ny fivelaran-tanana iray tonga hatreo amin' ny sasaky ny tratra (ny mamakitratra dia mitovy amin' ny indimin' ny zehy ) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A measure from the middle of the chest to the fingertips, about a yard [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mesure du milieu de la poitrine au bout des doigts, une demi-brasse, un yard [1.8]
 Une demi-brasse, c' est-à-dire de l' extrémité d' une main jusqu'au milieu de la poitrine, le bras étant déployé horizontalement. [2.415]
Ohatra 
1Ary ny tafondro ao misy faharoa sy mamakitratra; [2.366]
2Ary ny halavan'ny trano misy ny basy faha 57 sy mamakitratra, 345 dia; [2.366]
3ary nony nanezaka ny sasany dia nahafaka faharoa, ary ny sasany faharoa sy mamakitratra, ary ny sasany fahatelo, etc. [2.69]
Voambolana 
Mpanahaka  mamaky tratra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08