Teny iditra (1/3) | 1 mamalana |
Fototeny | 2 valana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandefa hanaraka ny rano: Mamalan-drano ny ondana niondanan' ny maty ny olona, mba ho lasany any ny ratsy rehetra! Mandroaka, mampihataka lavitra: Misy mihitsy didy mamalana ny biby mpanimba voly lavitra ny fonenan' ny olona Manisy fampandairan-doko amin' ny lamba; maneza: Mamalana lamba landy Mandiso ny feon-kira izay manjary mitambororotra: Aza avela hihira ireo ankizy ireo fa mamalan-kira |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 10 mamalàna |
Fototeny | 11 valana |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamalana [Fitanisana] |
Teny iditra (3/3) | 13 mamalana |
Fototeny | 14 falana |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.2] [Provincial]
to follow by some other road, to follow on the other side; to go to the other side of a tree for the purpose of chopping it down after one side has been hewn |
Fivaditsoratra | 17 amalanam, analamam, mamalana, mamalàna, mamanala, manalama |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |