|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamanabana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mampidanadana, manao izay hampisokatra midanadana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] imp. And Rel. not used. To make wide open, as a door or lid.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] ouvrir en grand
Fototeny  6  banabana
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11  mambanabana, manabanabana

Teny iditra (2/2)12  mamanabanà
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamanabana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]
Fototeny  16  banabana

Fivaditsoratra  17  mamanabana, mamanabanà

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25