Teny iditra (1/2) | 1 mamanabana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 banabana |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mampidanadana, manao izay hampisokatra midanadana |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] imp. And Rel. not used. To make wide open, as a door or lid. |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3] ouvrir en grand |
Tovy hevitra | 11 mambanabana, manabanabana |
Teny iditra (2/2) | 12 mamanabanà |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamanabana [Fitanisana] |
Fototeny | 14 banabana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Fivaditsoratra | 17 mamanabanà, mamanabana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/22 |
![]() |