Teny iditra | 1 mamangitra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to mark out, to place boundary lines. In the provinces it means to cut, to clip, to dress the edges of anything, to cut a book. |
Ohatra |
5 [2.5#] Fa rehafa intelo aman' efatra izy no mifampikasoka amin' io tranombarotra io, dia hahalala mora foana fa Zaka no mitantana sy mamangitra ny làlana tsy maintsy hizorany. |
Fototeny | 6 fangitra |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mamangitra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |