|
|
|
|

Teny iditra1  mamangitra
Fototeny  2  fangitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mamaritra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to mark out, to place boundary lines. In the provinces it means to cut, to clip, to dress the edges of anything, to cut a book. [1.2]
Ohatra  6  Fa rehafa intelo aman' efatra izy no mifampikasoka amin' io tranombarotra io, dia hahalala mora foana fa Zaka no mitantana sy mamangitra ny làlana tsy maintsy hizorany. [2.5#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny mamangitra io

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12