|
|
|
|

Teny iditra1  mamantatra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  fantatra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Manao izay hahalalana: Namantatra ahy mafy izy fa tsy nahalala
Maminany: Mahay mamantatra ny toetra amin' ny soratra, hono, Rangahy io
10  [1.13] manao izay hanavahana
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.2, 1.7] to examine
12  [1.2] to try, to prove
13  [1.7] to try out
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.8] essayer, éprouver, examiner
15  [1.13] identifier
Ohatra  16  [2.720#] Pentina sisa no mamantatra ny tenany

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10