Teny iditra | 1 fantatra |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hay: Teny tsy fantatro no nifam-piresahany Hay ny anarany sy ny maha-izy azy: Fantatro ny rainao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] known 5 [1.2] recognised |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] connu, su 7 [1.3] compris, reconnu |
Ohatra |
8 [2.529] Tiako ho fantatra! 9 [1.3] fantatro izany (Je sais cela) 10 [2.643#141] Olom-pantatr' i Ndremba ve ny vadinao? 11 [2.445#30] Efa nanontaniako ireo olom-pantatra rehetra. 12 [2.69#25] Ataovy izay saim-pantatrao, tompoko, hoy ny vavy 13 [2.643#21] Nanjary toetrako io tsy natahotra zava-pantatro io fa rahefa hay mora atao. 14 [1.3] Raha vao hitao izy dia tsy mbola fantatro (Je ne l'ai pas reconnu à première vue) |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny fantatra io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |