Teny iditra | 1 mamaoka |
Fototeny | 2 faoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manadio amin' ny fampandalovana lamba eo amboniny: Mamaoka vilia |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to wipe |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] essuyer |
Ohatra |
7 ka mitana anay hianao dia tsara mamaoka anay hianao dia tsy manan-tsiny. [2.587#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 mamaoka, mamoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |