Teny iditra (1/2) | 1 mamarafara |
Fototeny | 2 farafara |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao teny ierana ifanaovana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to declare beforehand, to foretell, to warn, to caution. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] poser les préliminaires, les conditions préalables, donner des instructions |
Ohatra |
7 Fa hoy aho mamarafara: tandremo ange fa hatrizay nidiran' ny fahaizan-tsamihafa sy ny fivavahana kristianina tao an-tsaina amam-pon' ny Malagasy izay, dia maro ny hevi-baovao tafatsofoka tamin'ireo tenin-drazana tranainy. [2.296#] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 mamarafarà |
Fototeny | 13 farafara |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamarafara [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Fivaditsoratra | 17 amarafaram, mamarafara, mamarafarà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |