Teny iditra mamasoka (vasoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manala baraka: Nahoana ianao no namasoka ahy teo anatrehan' ny mpianatra rehetra [Rajemisa 1985]
 manala ny mangirangina [SLP 1986]
Famaritana frantsay délustrer [SLP 1986]
Endriteny 
mamasoka
namasoka
hamasoka
mamasoha

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/11