|
|
|
|

Teny iditra1  vasoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  tsy mamiratra na mangirana fa mangavoka, matroka, komavoka: Vatosoa efa vasoka ity ka tsy tiako
4  afa-baraka ka menatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  off-color, tarnished, discolored [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  terne [1.8]
7  se dit des couleurs, du luisant, du poli, qui a perdu de son éclat, de son lustre [1.3]
8  terni [1.8]
Ohatra  9  nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy. [2.270]
10  Ankehitriny, noho ny toe-javatra sy ny hevitra nisosoka na nisolo ny teo aloha, dia toa efa vasoka dia vasoka ny " didim-pihavanana " narahin' ny razana hatrizay hatrizay [2.296]
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Mpanahaka  16  1.1=tsy mamiratra=tsy mangirana=tsy mandina=matroka=mangafoka=mangavoka=vazina=kimavo
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  19  savoka, sovaka, vasoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/11