Teny iditra | 1 mamasoka |
Fototeny | 2 vasoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manala baraka: Nahoana ianao no namasoka ahy teo anatrehan' ny mpianatra rehetra 5 [1.13] manala ny mangirangina |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] délustrer |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 mamasoka, mamosaka, somamàka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |