Teny iditra | mamatotra (fatotra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mifehy: Mamatotra entana amin' ny kofehy ¶ Mandrohy: Mamatotra adala ¶ Managadra: Mamatotra mpangalatra amin' ny rojo vy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to bind. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to tie, to bind [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Fandikana frantsay | attacher, lier [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mamatotra io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |