Teny iditra | mamatratra (fatratra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manesika, manisika, mampiditra moly mba hifatratra tsara; mandetra, mampifanizina: Mamatratra mangahazo ao anaty gony [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To make to lie close, to make to be crammed (?). [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |