|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  fatratra
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Aoka izany, izaitsizy: Miasa fatratra ianao izany ~ Fatra-panao kitoatoa izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 diligently, incessantly, importunately, earnestly, extremely, decidedly. This word is often pronounced fafatra. It is much used in compound words. [1.2#175]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny how fatratra
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 7  fatratra
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 Kanto, tsara tarehy aoka izany: Fatratra izany trano izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 great, amazing [1.7]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpanahaka  12  aryfenitra, 13  babany, 14  babantany, 15  bakalanysahaza, 16  by, 17  fanaperana, 18  farafarampony, 19  isafatsiroa, 20  kanto, 21  lalina, 22  lanidatsaka, 23  lavorary, 24  mafotaka, 25  manga, 26  mangidyvato, 27  mantsalay, 28  marihitra, 29  matypaika, 30  ngita, 31  tanteraka, 32  tapitraefatra, 33  tapitraohatra, 34  tokanaamantany, 35  tomombana, 36  tongalafatra, 37  tontosa, 38  tsymanampaharoa, 39  tsymanantsahala, 40  tsymisytoaazy, 41  tsymisytomika, 42  tsyroaamantany

Teny iditra (3/4) 43  fatratra
Sokajin-teny  44  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  45 hard [1.2#175]
Fanazavàna teny frantsay  46 [Tankarana] solide, fort, ferme. [1.19]
Tovy hevitra  47 fafatra
Fikambanana  48 fatratra aina

Teny iditra (4/4) 49  fatratra
Sokajin-teny  50  anarana
Fanazavàna teny malagasy  51 Fifanizinana, fandentehana zavatra ao anaty toerana iray befahatany, tsy ilana rindrany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  52 [root] [1.2#174]
Fanazavàna teny frantsay  53 action de presser sur la mesure, sur le contenu, de fourrer, de bourrer, de lancer un coup [1.3#158]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  61  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how fatratra

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07