|
|
|
|

Teny iditra1  mamatratra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  fatratra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Manesika, manisika, mampiditra moly mba hifatratra tsara; mandetra, mampifanizina: Mamatratra mangahazo ao anaty gony
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] to make to lie close, to make to be crammed (?).

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29