Teny iditra mamatravatra (vatravatra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Avy mahery: Fa misy inona no mamatravatra toy izao ianao?
¶ (orana) Latsaka vaventy sady mahery: Namatravatra be ery ny orana ka natahotra i Dada kely [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra mivatravatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31