Teny iditra | 1 mamatravatra |
Fototeny | 2 vatravatra |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Avy mahery: Fa misy inona no mamatravatra toy izao ianao? (orana) Latsaka vaventy sady mahery: Namatravatra be ery ny orana ka natahotra i Dada kely |
Tovy hevitra | 5 mivatravatra |
Fivaditsoratra | 6 amatravatram, mamatravatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |