Teny iditra | 1 mambabo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (mitovy amin' ny hoe Mamabo, fa fanampiny kosa, azo ampiasaina amin' ny hevitra an' ohatra izy ~ Mahatarika izaitsizy, maharenoka, mahasarika mafy: Nambabo ny fony ny teny sy ny tenan' ilay nikabary |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to capture, to seize |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8] capturer 6 [1.3] confisquer, piller 7 [1.8] saisir |
Ohatra |
8 [2.470#] Fisainana lalina no mambabo azy mianaka, samy tsy nisy nihetsika ao avara-patana. 9 [1.263#] Ny kintana alinalina, mambabo ny fanahy, Mandravaka ny alina, Manetsiketsika ahy! |
Fototeny | 10 babo |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 15 mamabo |
Fivaditsoratra | 16 ambobam, ambomba, mambabo, mambobà, mamboba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/13 |
![]() |