Teny iditra |
mamabo
(babo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Maka ho babo: Tsy nitsahotra namabo ilay mpanjaka nandresy tamin' ny tanàna rehetra nolalovany ¶ Mandroba, mangalatra: Jiolahy no traira namabo tao Antsaha ¶ Maka ho onitsa, manosy: Ny fanjakana no namabo ny fananan' ireo tratra nikomy [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to capture, to seize as prey, to take captive, to carry off as spoil. [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | Capturer, confisquer, piller [Abinal 1888]
|
Endriteny |
|
Tsipelina hafa |
Teny nalaina |
|