Teny iditra mambabo (babo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy (mitovy amin' ny hoe Mamabo, fa fanampiny kosa, azo ampiasaina amin' ny hevitra an' ohatra izy ~ Mahatarika izaitsizy, maharenoka, mahasarika mafy: Nambabo ny fony ny teny sy ny tenan' ilay nikabary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To capture, to seize [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Capturer [1.3, 1.8]
 Confisquer, piller [1.3]
 Saisir [1.8]
Ohatra 
1Fisainana lalina no mambabo azy mianaka, samy tsy nisy nihetsika ao avara-patana. [2.470]
2Ny kintana alinalina, Mambabo ny fanahy, Mandravaka ny alina, Manetsiketsika ahy! [1.263]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mambabo
Ny lasa : nambabo
Ny hoavy : hambabo
Filaza mandidy : mambaboa
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20