|
|
|
|

Teny iditra1  mambango
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mamboatra ny volo hilamina amin' ny fihogo na fandraotra, ary dia mandrandrana azy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to plait with the bango, to have one's hair plaited.
Fototeny  5  bango
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02