|
|
|
|

Teny iditra1  mamboatra
Fototeny  2  voatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao, manome endrika: Mamboatra trano
Manomana, mikarakara: Mamboatra nahandro
Mandamina, mandrindra: Izy no namboatra ny adinay
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  manamboatra

Fivaditsoratra  10  mamboatra, marambato

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05