| Teny iditra | 1 mamboly resaka |
| Singan-teny | 2 mamboly, 3 resaka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Ohatra |
5 Rahefa tonga ao an-tanàna izy, nisy olona nentin' ny tahotra azy, ka avy mody mamboly resaka sy miseho ho namany.
[2.472#247]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|