Teny iditra mamborona (borona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandany tanteraka, manapitra, mamongana: Ny loka no namborona an-dRakoto [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay faire perdre à quelqu'un son argent soit dans le commerce, soit surtout au jeu [Abinal 1888 takila 91]
Haiendriteny 
mamborona
namborona
hamborona
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31