|
|
|
|

Teny iditra1  mambotry
Fototeny  2  botry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao izay hampahantra: Hambotry ny rahalahiny no tetik' io zazalahy io
Mandany izay ananana: Tsy tsara ny mambotry ny ray aman-dreny
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9  manabotry
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny mambotry io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12