Teny iditra | 1 mamefy |
Fototeny | 2 fefy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manisy fefy, vala, zavatra miaro manodidina: Mamefy ny saha [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to enclose; to make a fence, to hedge [1.2] 6 to fence in [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 clôturer [1.8] |
Ohatra |
8 Ilaina ny mamefy ny sekoly. [2.117#] 9 Voalazany koa fa sarotra hatonina ny morontsiraka noho ny torapasika mamefy ny sisin-dranomasina. [2.508#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mamefy io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |