Teny iditra | 1 mamelana |
Fototeny | 2 felana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Vaky felana, izany hoe mivelatra ireo ravina tsirairay amin' ny voninkazo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Provincial]
to flower |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.196] Ce verbe a deux sens différents suivant les régions. En Imerina et dans le Nord de l'île : s'épanouir, en parlant d'une fleur, car le mot felana signifie : épanouissement. [Merina] Dans le Sud, au contraire ce même mot signifie : fleur, et mamelana (souvent prononcé mamelana) : fleurir, être en période de floraison. [Bara] 7 [Mahafaly] 8 [Tandroy] |
Ohatra |
9 [2.470#] Mitsiry sy mamelana kosa ny ahitra sy ny voly an-tsaha. 10 [2.324#] Raha vantany vao tonga teo an-tokotany izy ireo dia nahita an-dRazaimalala nitsangana teo anilan'ny raozy fotsy mamelana teo avara-trano izao. |
Voambolana |
11 Haizavamaniry |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |