|
|
|
|

Teny iditra1  mamelana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vaky felana, izany hoe mivelatra ireo ravina tsirairay amin' ny voninkazo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Provincial] to flower
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] Ce verbe a deux sens différents suivant les régions.
En Imerina et dans le Nord de l'île : s'épanouir, en parlant d'une fleur, car le mot felana signifie : épanouissement. [Merina]
Dans le Sud, au contraire ce même mot signifie : fleur, et mamelana (souvent prononcé mamelana) : fleurir, être en période de floraison. [Bara]
6  [Mahafaly]
7  [Tandroy]
Ohatra  8  [2.470#] Mitsiry sy mamelana kosa ny ahitra sy ny voly an-tsaha.
9  [2.324#] Raha vantany vao tonga teo an-tokotany izy ireo dia nahita an-dRazaimalala nitsangana teo anilan'ny raozy fotsy mamelana teo avara-trano izao.
Voambolana  10  Haizavamaniry
Fototeny  11  felana
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02