|
|
|
|

Teny iditra1  mamelatra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  velatra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] Mamela hitsotra tsara: Mamelatra karipetra handiavan' ny mpanambady ny tompontrano
Manokatra: Mamelatra boky ny mpianatra
Mandahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Mamelatra ny entany vao maraina ny mpivarotra rehetra
Manomana ho an' ny ilana azy: Mamelatra fandambanana
Mamelatra fandriana. sns
Mametraka: Mamela-pandrika ho an' ny biby ny mpihaza
Manazava: Ny mpitandrina Ranona no hamelatra ny lohateny hoe: Zava-poana izao tontolo izao
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.7] to unroll, to spread; to set a table; to explain
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.8] dérouler, étendre, déployer; mettre la table; expliquer
Tovy hevitra  15  mamelabelatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10