Teny iditra | mamelona (velona) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mahatongaho velona; manome aina: Ny fanahy no mamelona ny vatana ¶ Miahy, mikarakara: Io Rangahy io no namelona anao fony kely ¶ Mampaneno, mively: Iza no namelona ny lakolosy tao? ¶ Mahatonga hirehitra, mampirehitra, mahatonga ho voasoritra tsara: Mamelon-jiro antoandro ry zareo ao avaratra / Izaho no vao namelona io soratra io fa efa saiky tsy hay novakina izy io tao. [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
manome sakafo [SLP 1986] | |||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to animate; to supply with the necessities of life, to support [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | animer [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] | ||||||||||||||||
nourrir [Abinal 1888, SLP 1986, Rajaonarimanana 1995] | |||||||||||||||||
entretenir [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986] | |||||||||||||||||
ranimer; faire vivre [Abinal 1888, Hallanger 1974] | |||||||||||||||||
donner la vie [Abinal 1888, SLP 1986] | |||||||||||||||||
vivifier, remettre en vigueur [Abinal 1888] | |||||||||||||||||
allumer, mettre en marche [Rajaonarimanana 1995] | |||||||||||||||||
sonner [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] | |||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mamelona io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |