|
|
|
|

Teny iditra1  mamelona
Fototeny  2  velona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mahatongaho velona; manome aina: Ny fanahy no mamelona ny vatana
5  Miahy, mikarakara: Io Rangahy io no namelona anao fony kely
6  Mampaneno, mively: Iza no namelona ny lakolosy tao?
7  Mahatonga hirehitra, mampirehitra, mahatonga ho voasoritra tsara: Mamelon-jiro antoandro ry zareo ao avaratra / Izaho no vao namelona io soratra io fa efa saiky tsy hay novakina izy io tao. [1.1]
8  manome sakafo [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9  to animate; to supply with the necessities of life, to support [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  animer [1.3, 1.8, 1.5]
11  nourrir [1.3, 1.13, 1.5]
12  entretenir [1.3, 1.8, 1.13]
13  ranimer; faire vivre [1.3, 1.8]
14  donner la vie [1.3, 1.13]
15  vivifier, remettre en vigueur [1.3]
16  allumer, mettre en marche [1.5]
17  sonner [1.3, 1.5]
Ohatra  18  ny fanahy ihany no mamelona ny vatana (c’est l’âme qui anime le corps) [1.3]
19  Andriamanitra no mamelona ny olona rehetra (c’est de Dieu que dépend la vie des hommes, c’est Dieu qui nourrit les hommes) [1.3]
20  ny hafanan’ ny masoandro no mamelona ny zava-maniry (la chaleur du soleil vivifie les plantes) [1.3]
21  Idada no saina sy rivotra mamelona antsika! [2.499]
22  Mandritra izany fotoana rehetra izany, izy koa no mitarika sy mamelona ny resaka. [2.4]
Haiendriteny 
23  Ny ankehitriny :
24  Ny lasa :
25  Ny hoavy :
26  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny mamelona io

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11