|
|
|
|

Teny iditra1  mamelon-tsoratra
Singan-teny  2  mamelona, soratra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza biby miova soratra tampoka noho izy tezitra [1.1]
Voambolana  5  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14