|
|
|
|

Teny iditra1  mamely rarangy
Singan-teny  2  mamely, rarangy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila
Tovy hevitra  5  manao rarangy, mikatroka rarangy

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16