Teny iditra | 1 mameno |
Fototeny | 2 feno |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manenika, mahahenika: Mameno ny trano ny fofon' izany fanafody izany Manototra: Mameno hafaliana anay ny fahitana anao ~ Hameno ny banga aminay ny fahatongavanareo roa lahy Manatanteraka, mahatontosa: Nameno ny faniriako ny fahombiazan' ny zanako tamin' ny fanadinana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to fill 6 [1.2] to fill up. 7 [1.7] to complete |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.8] remplir; compléter |
Ohatra |
9 ny voliko mameno saha; [2.69#] 10 Maty antoka miara-mameno, fa volan' olona! [2.69#] 11 Tantely tapa-bata, ka ny fo no mameno azy. [2.296#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny mameno io |
Fivaditsoratra | 18 mameno, mamoñe, manemo, manome |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |