|
|
|
|

Teny iditra1  mamerina
Fototeny  2  verina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Milaza indray: Mamerina ny teny lazaina ny ako
Manao fanindroany: Tsy afaka tamin' ny fanadinana aho taona iny ka dia voatery namerina indray taona nanaraka
Manatitra: Tsy namerina ny elo nindraminy izy
Manonitra: Moa efa namerina ny vola nangalariny ve Rakoto
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] rendre, rapporter, redire, ramener
6  [1.13] réviser, refaire
Ohatra  7  Fa raha mbola mamerina ise, dia voatery hisaraka isika. [2.356]
8  mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany. [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13  manindroa
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny mamerina io

Fivaditsoratra  17  mamerina, niaremam, ramimena

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21