Teny iditra | 1 mamerovero |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fototeny | 3 verovero |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mandrara-pofona manitra: Voninkazo mamerovero malaza |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#829, 1.196] être odoriférant 6 [1.3#829] , répandre une bonne odeur: Mamerovero ireo vonindraozy ireo (Ces roses répandent d’agréables parfums) figuré: être célèbre 7 [1.196] répandre une odeur agréable Figuré: être célèbre, respecté |
Ohatra |
8 [1.299#] Raha jejo loha ny any, Izahay kely ihany fa mamerovero. 9 [2.528#] Mbola henoko mamerovero eny anaty habakabak'i Menabe ny ampahan' ny fofonain' ilay mpanjakako. 10 [2.69#] Ny rambiazina no mamerovero an-tanety, ny tongolo no manitra voasary, ary ny tsaika no manitra an-ala. |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mamerovero io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |