Teny iditra |
mameta
(feta)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Manentsina amin' ny feta ¶ Manisy, manimba [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to make into mud; to knead dough. [Richardson 1885]
|
Endriteny |
|
Teny mitovy hevitra | |
|
Teny iditra |
mameta
(veta)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Manazimba, manatsizarizary: Aza mameta ny fahamendrehan' ny sasany toy izao re ianao ¶ Mandoto, manoso-potaka, manala baraka [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | Salir, avilir, ravaler, vilipender, calomnier, dénigrer [Abinal 1888]
|
Endriteny |
|
|
Teny iditra |
mameta
(veta)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | Enti-milaza ny rano tongahatreny am-poto-pe rehefa mita rano [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | se dit de l’eau atteignant le haut de la cuisse, lorsqu’on passe une rivière [Abinal 1888]
|
| Il y a de l' eau jusqu' aux parties, en haut de la cuisse [Veyrières 1913]
|
|
Teny iditra |
mametà
(feta, veta)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mameta
|
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | [Abinal 1888]
|
|