|
|
|
|

Teny iditra1  mamia
Fototeny  2  fia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mangeja, mangia, mangehy, mamihina mafy: Mafy loatra no namiazako ilay voronkely ka maty tao anaty tanako tao ilay izy
Mamoritra: Misy mamia voankazo hafa noho ny voaloboka hanaovana divay
Manery, mamoritra: Aoka tsy hamia mafy loatra ny olom-pehezina ny mpitond ra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to squeeze, to press. Used of holding fast to a person, or squeezing grapes, sponges, etc.
Ohatra  6  Itompokovavy tsy mamia zana-borona: hianareo tsy maniry trafon' ombaìahy. [2.857#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny mamia io

Fivaditsoratra  12  mamay, mamia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21