|
|
|
|

Teny iditra1  mamilafila
Fototeny  2  filafila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mamilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.5] promettre et se dédire
6  [1.3] tenir le bec dans l'eau
Ohatra  7  nahoana no miseho kely dia lasa
ka mamilafila ny tia?
[2.131]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Tovy hevitra  11  mampifilafila, mampilafila
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mamilafila io

Fivaditsoratra  13  amilafilam, mamalifaly, mamilafila

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21