Teny iditra |
mampilafila
(filafila)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampilafila tahaka izao ianao, fa rehefatsy hanome dia milazà tsotra [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to give away a thing and then to retain it, to agree to a thing and to refuse immediately. [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | tenir le bec dans l'eau, promettre et se dédire [Abinal 1888]
|
Endriteny |
|
Teny mitovy hevitra | ~ |
|
Teny iditra |
mampilafilà
(filafila)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mampilafila
|
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | [Abinal 1888]
|
|