Teny iditra | 1 mamimaso |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manao famantarana amin' ny maso, manao pimaso: Namimaso ahy Rabe vao tsaroako fa hay moa tsy azo lazaina an' i Neny ilay zavatra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [mami-maso] to wilfully shut one's eyes. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] [mamy maso] faire signe avec les yeux |
Singan-teny | 6 mamy, maso |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/08 |
![]() |