Teny iditra | 1 mamindro |
Fototeny | 2 mindro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mipetraka eo anoloan' ny afo mba hahazo hafanana; manafana tena eo akaikin' ny afo. 5 [1.78] [Sihanaka] mitanina afo |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] to warm oneself at the fire |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] se chauffer au feu |
Ohatra |
8 [2.69#] Hariva tsy mba mamindro; 9 [2.346#46] Raha mamindro lavitry ny afo mangatsiaka. |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mamindro io |
Fivaditsoratra | 16 mamindro, mondraim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |