Teny iditra | 1 mamingotra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manao amparapaingo, mandray amin' ny vozon-tongotra, mamingana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to take hold of a person by the small of the leg. |
Fototeny | 5 fingotra |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |