Teny iditra fingotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (olona) Ilay faritra somary mifintimpitina eo ambonin' ny kitrokely na vozon-tongotra, indraindray ny ranjo mihitsy: Kely fingotra izany raha zazalahy
¶ (biby) Ny fe aman-dranjo: Kely ohatra ny fingo-balala. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the part of the leg immediately above the ankle. Compare fingana. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] partie de la cheville. [David: Dialectes (takila F)]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra fingotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo fakana dity matezaroritina izay anamboarana karazan-javatra maro toy ny kodiaran' ny fiarakodia, bisikilety... [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] a climbing plant from which india rubber is obtained; india rubber. Same as fingitra [Richardson 1885]
 rubber [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay caoutchouc [Hallanger 1974]
  [Betsimisaraka, Tankarana] Vient de fingitra. Nom de caoutchouc lui-même et des végétaux qui le produisent. Outre les espèces autochtones dont nous citons les noms malgaches et scientifiques, ont été plus ou moins cultivés à Madagascar : Hevea brasiliensis (Willd. ex A. Juss.) Müll. Arg. (Euphorbiaceae) appelé en malgache hazom-pingotra, c'est-à-dire « arbre à caoutchouc » et Manihot glaziovii Müll. Arg. (Euphorbiaceae) ou mangazom-pingotra [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Hevea brasiliensis, Manihot glaziovii

Teny iditra fingotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo iray karazana amin' ny mangahazo, saingy lehibe tahatahaka ny foto-manga [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31