Teny iditra | 1 mamintana andro |
Singan-teny | 2 mamintana, andro |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mandainga fotoana (avy amin' ny teny hoe vintana: noheverin' ilay olona nifanaovana fotoana fa mifanohitra amin' ny vintany ilay andro nifanekena ka dia tsy tonga izy); tsy tonga amin'ny fotoana nifanaovana: Mahafinaritra fa tsy namintana andro ianao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be unpunctual at an appointed time. Chiefly used by the sovereign in thanking the people for their presence at an appointed kabary, as: tsy namintana andro ahy hianareo (You have not been unpunctual at the time (I appointed) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] manquer au rendez-vous, à l'appel: Tsy namintana andro ahy hianao (Vous avez été fidèle au rendez-vous) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |